Mbola samy mitsakotsako ilay faharesena nanoloana an’i Tunisie avokoa ny rehetra, indrindra ireo mpilalao sy ny mpanazatra. Nezahin’ireo teknisianina sy ny federasiona narenina ny toe-tsain’ireo Barea ary vonona ny handresy an’i Comores, ny andro faharoa.
Na teo aza iny faharesena, 1 no ho 0, nanoloana ny Aigles de Carthage Tunisie, ny alakamisy lasa teo iny, mbola tafiditra tsara ao anatin’ny hazakazaka hiady ny toerana ho any amin’ny « CAN 2025 » ny Barea de Madagascar. “Tsy manan-tsafidy fa tsy maintsy mandresy an’i Comores amin’ny alatsinainy ho avy izao, eo amin’ny andro faharoa ny Barea de Madagascar”, hoy ny coach Rôrô.
Nitondrany fanazavana fa tsy ny tenany no nanala an’i Thomas Fontaine fa ilay mpilalao mihitsy no nangataka hiala. “Tsy fotoana fanalana vodilaharana afovoany mihitsy ny ohatr’ireny saingy milaza tsy mahavita intsony izy ka voatery nesorina”, araka ny nolazainy. Nanamafy izany rahateo i Fontaine fa misy marary ny feny ka izany ny antony. Tsy miala andraikitra amin’ny faharesena ny mpanazatra, indrindra fa teo amin’ilay baolina maty tany amin’ny fanampim-potoana. “Efa nomena an-dry zalahy ny toromarika rehetra tao anatin’iny fanampim-potoana iny saingy mbola iny no nitranga”, hoy hatrany ny coach Rôrô. Mahakasika ny baolina tokony ho natolotr’i Tendry an’i Carolus indray, tsy nanome tsiny ny mpilalao izy. Mbola lesoka, hoy izy, ny tsy fahaizan’ny lohalaharana mamono baolina satria nanana “occasion” telo ny Barea. Ny amin’ny fampidirana an’i Tendry sy i El Hadary, nambarany fa tsy tara fa efa voakajy tsara. Ho an’i Demoleon, tsy nanafina izy fa nisy ny fahasorenana noho ny zava-misy teny ambony kianja. Na izany aza, nahafinaritra azy satria niray hina ny mpilalao na nisy aza ny fotoana sarotra teo am-boalohany fa rehefa nametraka ny fomba filalaony ny Barea, sahirana ny tonizianina. “Mbola vonona amin’ny lalao manaraka, ary hanome ny fara heriko”, hoy izy.
Tompondaka
Un ciel sans nuage dans les relations entre Madagascar et la Chine, permettant de jeter les bases d’une future collaboration plus solide et efficace. En témoigne la rencontre fructueuse entre Xi Jimping et Andry Rajoelina hier au Grand Palais du Peuple à Beijing, durant laquelle le Président a annoncé un nouveau financement de 28 millions de dollars pour Madagascar.
Xi Jinping a affirmé avec une détermination renouvelée l’engagement de la Chine, à accompagner Madagascar dans ses projets de développement inclus dans la Politique générale de l’Etat (PGE). Sous cette optique, le Président chinois annonce l’octroi d’un financement totalisant 28 millions de dollars à la Grande île (200 millions Yuans). Parmi les projets à soutenir, le volet agriculture à travers « Riz hybride », pour garantir l’autonomie alimentaire de Madagascar.
« De par sa position géographique, Madagascar occupe une place stratégique en matière de diplomatie et de relations internationales », a-t-il déclaré avant de noter que Madagascar constitue un pont entre le continent asiatique et le continent africain.
D’autres projets prometteurs
Toujours dans le cadre de la PGE, d’autres projets ont également été discutés, notamment la suppression des droits et taxes à l’exportation des produits locaux que Madagascar devra s’acquitter. Cela, afin de promouvoir l’industrie malagasy, un des piliers de développement, selon la conviction du président, Andry Rajoelina.
A cela s’ajoutent l’extension du port de Toamasina ainsi que la construction de l’autoroute reliant Antananarivo et Toamasina. En matière d’énergie, la construction d’une centrale hydroélectrique sur le fleuve de l’Ikopa, a aussi été évoquée, afin d’augmenter le Réseau interconnecté d’Antananarivo (Ria).
Vision partagée
Cet tête-à-tête a été une occasion pour le Président chinois de reconnaître la contribution de Madagascar, à la concrétisation de ce Forum de coopération Sino-africaine.
« Madagascar est l’un des premiers pays à avoir créé le Forum et à contribuer positivement à sa pérennisation. Lors de ce sommet, nous avons conjointement décidé d’un avenir partagé Chine-Afrique de tout temps à l’ère nouvelle, marquant un nouveau jalon dans l’histoire sino-africaine », a déclaré Xi Jinping dans son discours.
Pour sa part, le président Andry Rajoelina n’a pas manqué de remercier la Chine pour cette initiative louable.
« Cette rencontre est importante pour moi, pour le peuple Malagasy et pour Madagascar. Car je suis convaincu que c’est particulièrement avec vous, Mr le Président et votre pays, la Chine, que nous allons transformer Madagascar et accélérer le développement de notre pays », s’est-il exprimé dans son discours.
« Par ailleurs, je tiens à vous faire part du soutien de Madagascar et ma détermination personnelle à être un partenaire engagé du succès de vos 4 initiatives mondiales, à savoir la nouvelle route de la soie, l’initiative pour le développement mondial, l’initiative pour la sécurité mondiale et enfin, l’initiative pour la civilisation mondiale », a conclu Andry Rajoelina.
T.N
Terre nourricière, Mer l’allée de destination et les hommes le marin de tous les temps
Anisan’ireo nanatrika ny fivoriana niarahana tamin’ireo tomponandraikitra amin’ny fanamboarana ny lalana RN2, mifampitohy amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT).
Mirefy 9 662 km izany lalana izany. Anisan’ny nitarika ny fihaonana ny minisitra, Andriantsitohaina Naina. Teo koa ny ekipan’ny sampandraharaham-paritry ny MFFT sy ny Asa vaventy. Ny avy amin’ny Prefektioran’ny faritra Atsinanana sy ny Fitsarana ary ny Tahirim-bolam-panjakana, miaraka amin’ny orinasa Sinohydro sy ny avy amin’ny kaominina. Nifanazavana tamin’izany ny anjara andraikitry ny sampana tsirairay amin’izao fanamboaran-dalana izao.
Nitohy tamin’ny fitsidihan’ny minisitra ny biraon’ny sampandraharahan’ny fananan-tany sy ny fandrefesan-tany any an-toerana izany. Teo koa ny fijerena ifotony ireo asa fanorenana an-dalam-panantanterahana amin’izao fotoana izao.
Ankoatra izay, anisan’ny tetikasa fampandrosoana sy vina napetraky ny filoha Rajoelina Andry ny tetikasa “Ankohonana miarina”. Manome tanana ao anatin’izany ny MFFT amin’ny alalan’ny sampandraharahan’ny Fandrefesan-tany. Iandraiketan’izy ireo amin’izany ny fanatsatoham-bato sy ny fanavahana ireo ampahan-tany, miisa 500 ao Ambohimiarina, distrika Arivonimamo. Hotanterahina ny herinandro ho avy izao izany.
Synèse R.
Rahampitso, any amin’ny kaominina Andranomiady, distrika Ankazobe, no hanombohana ny tetikasa Rindra Ananganana Vina amin’ny maha Olombelona na R.A.V.A.O. Tetikasa manokana an-dRandrianarisoa Riana Raymonde, amin’ny maha mpanao gazety mpanadihady lalina azy. Hitondrana fanabeazana amin’ny maha olom-pirenena sy ara-panahy ny vahoaka malagasy, miainga eny ifotony izany. « Tanjona ny fanentanana ny Malagasy mba ho mpiantsehatra fototra amin’ny fanarenana sy ny fampandrosoana an’i Madagasikara », raha ny fanazavany. « RAVAO, izay misary ho fanomezana baiko, manery ny mpiray tanindrazana handrodana izay ratsy sy tsy mety amin’ny fiainany mba ahafahany manova. Rehefa alavaina anefa dia midika ho fananganana sy fiainam-baovao », izay no nahatonga ny anarana, hoy hatrany izy.
« Finiavana sy fahatsapan-tena ary fandraisan’andraikitra no tsy ampy eto amin’ny firenena. Tsy hiandrasana fidirana any anaty rafitra vao manao zavatra ho an’ny taninjanaka sy ny mpiray tanindrazana », hoy hatrany Randrianarisoa Riana Raymonde. « Izay rahateo ny fomba fiasa ho entina manatanteraka ity tetikasa ity. Miala amin’ny mahazatra sy ny fanaganana fikambanana fa na iza na iza, na aiza na aiza dia tokony hijoro ireo afaka mizara sy mitari-dalana. Hisy ny tari-dalana amin’ny fanabeazana, ny fahaiza-miaina ary ny fanentanana amin’ny fanajana lalàna. Anisan’ny hampiavaka ny tetikasa koa ny fanabeazana ara-panahy. Ny ara-panahy izay anisan’ny miantoka ny maha olombelona ka ilana fikolokoloana », hoy izy namarana ny fampahafantarana ny tetikasa. Tanjona ny hahavitana fitetezana ireo kaominina 1700 misy eto Madagasikara, arakaraka ny fahafaha-manao.
Lin
Hitarina miankandrefana ny lalana « Rocade Iarivo » eto an-dRenivohitra. Hanao ny fanadihadiana mialoha ny tetikasa ny Fandaharanasa japoney, Jica. Nisy ny fivorian’ny Vaomiera mpandrindra ny tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Asa vaventy sy ny ao amin’ny Jica. Tanjona ny hanatsarana, ny hanitarana ny fifamoivoizana eto Antananarivo, sady hanamaivanana ny fitohanana.
Hatao ny 12 hatramin’ny 15 septambra ho avy izao, eny amin’ny Zone Forello Tanjombato, ny Foaran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (FIA). Fotoana ahitana fampirantiana sy varotra, famelabelaran-kevitra, fikarohana lalam-barotra, fihaonana mivantana eo amin’ny mpamatsy sy ny mpanjifa (B2B). Eo koa ireo mpisehatra samihafa sy ny mpiray ombon’antoka isan-tsokajiny.
Tontosaina eto Antananarivo, ny 19 septambra ho avy izao, ny Fivoriambe iraisam-pirenena ho an’ireo manana petra-bola ao amin’ny Africa50, tohanan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Natsangana ity rafitra ity hanafainganana ny fananganana fotodrafitrasa aty Afrika, izay sehatra lehibe sy fitaovana fampiharana vaovao ho an’ny fampandrosoana sy famatsiambolan’ny Bad.
Tsy voalohany ny olobe Masikoro any Toliara II, ny Vezo, ny Antandroy, ny Tagnalana Toko Bey Telo sy ny mpiara-dia aminy, naneho ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara. Toraka izany koa ny mponina any an-toerana, mitaky ny hanokafana indray ity orinasa ity. Matoa izy ireo, nisy fotoana nanginana, tsy milavo lefona, fa miandry am-pahatoniana ny fanapahan-kevitry ny fanjakana. Miray feo izy ireo, ankehitriny, tsy manaiky intsony ny fihetsik’ireo olom-bitsy sy mpanao politika manohitra ny tetikasa sady mamafy lainga sy tsaho.
Nanazava ny filohan’ny Toko Bey Telo, Randriatahiny Salomon, fa be loatra ny tsy fandriampahalemana sy ny tsy an’asa. Ary asa madinika tsy mahavelona ny fianakaviana raha mahita, toy ny fitarihana posy bisikileta…Tsy misy afa-tsy ny fisokafan’ny Base Toliara ny vahaolana. Efa misy ny teknisiana manazava ny rehetra, milaza fa tsy misy fiantraikany amin’ny fahasalamana, ny lalana, ny rano, ny fitrandrahana ataony.
Ho an’ny Sekretera jeneraly (SG), Arivolaza Edmond, mangataka ny filoham-pirenena hamerina indray ity tetikasa ity, satria maharitra loatra ny fotoana. Miandrandra fatratra ny hanokafana ny orinasa ny mponina. « Lainga no hafafin’ireo olona izay tsy mipetraka aty aminay akory », hoy Rafesy Jean-Claude. « Mijaly tsy mahita asa izahay satria tsy misy ny orinasa. Lasa mpitarika posy ny zanakay », hoy i Didi Raisoa, sefo fokontany Ambovovonosy Maromiandra.
Njaka A.
Parmi les défis auxquels fait face le pays actuellement, on cite particulièrement la lutte contre l’insécurité, le kidnapping et la corruption. Et les journalistes sont en première ligne car ils doivent toujours être au courant de ces faits pour les rapporter au citoyen lambda.
C’est notamment le cas de Riana Raymonde Randrianarisoa, journaliste d’investigation ayant particulièrement traité ces «faits divers» tout au long de sa carrière. Pour elle, «le développement du pays commence par soi-même».
Dans ce sens, elle concocte un projet intitulé Ravao ou «Rindra ananganana vina amin’ny maha olombelona». Certes, «Ravao» signifie «détruire», mais, d’après Riana Raymonde «Il faut détruire tous les obstacles qui nous empêchent d’avancer». Ce projet qui n’en est qu’à ses débuts, vise à considérer l’homme dans ses trois dimensions : corps, âme, esprit.
Le code pénal se conjugue avec la bonne parole
Pour commencer, l’initiatrice du projet va se rendre à Andranomiady Ankazobe, demain, où elle va rencontrer la population locale pour, à la fois lui apprendre les lois en vigueur et prêcher
la Bible. Sachant que cette localité théâtre d’un quintuple assassinat, récemment n’a pas été choisie au hasard.
«C’est une zone réputée dangereuse en matière de kidnapping et d’homicide. Je vais alors informer les habitants sur les peines encourues en cas d’homicide volontaire ou involontaire par exemple, et faire les liens entre ce que dit le code pénal malgache et ce qui est écrit dans la Bible».
Vu que ce projet est une initiative personnelle et sans financement, Riana Raymonde Randrianarisoa compte le mener durant son jour de repos. Quoi qu’il en soit, elle n’envisage pas de faire de Ravao un projet à but lucratif.
LR
Une semaine après sa prise de fonction, la présidente de la Délégation spéciale (PDS) de la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA), Harilala Ramanantsoa a dévoilé son plan de redressement de la Capitale, axé sur trois piliers : l’assainissement, la sécurité et la mobilité urbaine.
Et, la première magistrate de la ville des Milles, veut débuter ce chantier titanesque au cœur de la ville, c’est-à-dire sur l’Avenue de l’Indépendance et ses alentours. Elle prévoit de faire de ce lieu à la fois une vitrine et le point de départ de son ambition de redonner à la Capitale ses lettres de noblesse.
«Analakely, le centre historique d’Antananarivo, a longtemps été le cœur battant de la ville, un lieu de commerce, de culture et de rencontre pour les Tananariviens. Aujourd’hui, malheureusement, son état est dégradé et ne reflète plus la vitalité́ de cette avenue emblématique. Notre ambition pour Analakely est de lui redonner sa gloire d’antan et de la transformer en une vitrine de modérnité et de renouveau urbain pour tous les arrondissements d’Antananarivo», a déclaré Harilala Ramanantsoa au cours d’une descente à Analakely.
Réorganisation
D’après ses dires, ce projet vise à réinventer Analakely comme un espace dynamique, propre, sûr, et technologiquement avancé, reflétant l’image d’une capitale moderne en pleine mutation. Réorganisation des parkings, uniformisation des terrasses sur les Arcades, embellissement des jardins, ou encore la réorganisation des marchés, font partie des activités à mener.Pour ce faire, Harilala Raamanantsoa a appelé à la contribution de tous les citoyens, notamment les riverains et les usagers de cette avenue.
«L’Assainissement de l’Avenue de l’indépendance devrait rallumer chez les habitants la flamme de l’espoir quant à la possibilité de mener le changement à Antananarivo», poursuit-elle.
Bonne gouvernance
Toujours dans cette optique, la PDS entend également mener le changement en interne, c’est-à-dire au sein de l’administration de la ville. Cela à travers le renforcement de la politique de bonne gouvernance tant sur le plan administratif que sur le plan financier.
Mais la ville ne pourra pas correctement satisfaire ses habitants tant qu’elle ne disposera pas de moyens financiers conséquents pour mener à bien ses travaux. Ainsi, l’amélioration de recettes de la CUA est également au cœur des priorités d’Harilala Ramanantsoa. Un défi de taille à Antananarivo où le taux de recouvrement de l’impôt foncier sur les propriétés bâties, reste très faible. Rien que pour l’exercice 2022, seuls 0,01% des ménages se sont acquittés de cet impôt.
Tsilaviny Randriamanga
Ces derniers temps, une vague de soutien au projet Base Toliara, se déferle dans le Sud. Désormais, les notables Masikoro de Toliara II, les communautés Vezo, Antandroy et les Tagnalana Toko Bey Telo et ses branches, des ferveurs défenseurs de ce projet d’avenir et vital ouvrant la voie au développement dans cette région, parlent d’une seule et même voix, pour réclamer sa reprise que des groupuscules tentent de faire barrage, en menant des campagnes de désinformation à des fins politiques.
Persuadés du bien-fondé de Base Toliara, pour sortir de cette région de la pauvreté et face à la désinformation délibérée, ayant comme seul objectif de lui porter préjudice, les fervents défenseurs de ce projet montent de nouveau au créneau. D’Antananarivo à Toliara, ils ont sans cesse levé leur voix, pour manifester leur soutien, plaider en faveur de la reprise tant attendue des activités de Base Toliara et surtout répondre aux détracteurs de ce projet d’envergure, avec complicité de quelques politiciens.
Dans cette optique, les communautés locales de Toliara, notamment les Masikoro, les Vezo, les Antandroy, les Tagnalana et les membres de l’association Toko Bey Telo, ne comptent pas baisser les bras et continent à se mobiliser d’autant que les discussions dans le dessein d’évaluer le redémarrage de Base Toliara, entre l’Etat et les promoteurs, sont encourageantes.
A ce propos, Salomon Randriatahiny, président de Toko Bey Telo Temilahehy, a fait savoir que «des experts en évaluation de projet, ont déjà fourni de plus amples explications et informations rassurantes. L’exploitation minière de Base Toliara, n’aura pas des impacts néfastes sur la vie de la population en général, sur la santé, les routes et l’eau». Quant au secrétaire général, Arivolaza Edmond, il exhorte le président de la République à accélérer les démarches et procédures. «Cette situation n’a que trop duré», a-t-il souligné. «Toko Bey fait confiance à ce projet», a-t-il ajouté.
Pour eux, ils ne voient aucun obstacle à une reprise très prochaine de Base Toliara. La relance de ce projet phare dans le Sud, ne devrait plus susciter d’interrogations car l’intérêt général et commun doit primer que certains politiques veulent carrément ignorer.
Soif de développement et de changement
Durant des décennies, la ville de Toliara est en proie à une insécurité grandissante et à un chômage élevé. Les petits métiers, entre autres les cyclopousses, ne suffisent plus à subvenir aux besoins des familles locales. Dans ce contexte, Base Toliara offre une bouée de sauvetage tant sur le plan économique qu’infrastructurel, pour le Sud.
Du côté des communautés directement concernées par l’exploitation minière, notamment à Maromiandra, le projet est perçu comme une opportunité de développement. Les habitants se disent prêts à accueillir Base Toliara, dénonçant les rumeurs infondées et propagées par factions qui ne connaissent même pas les tenants et aboutissants de ce projet.
«On est confronté à un fort chômage des jeunes, à l’insécurité grandissante, à la sécheresse…», explique Jean Claude Rafesy, notable de Maromiandra.
Les chefs de fokontany, comme Didi Raisoa d’Ambovovonosy et Pascal de Tsianisiha II, partagent ce point de vue. «Créer des emplois pour les jeunes est plus urgent car souvent ils sont condamnés au travail précaire ou pire encore tombés dans la délinquance». La compensation des terres et la prise en charge des tombeaux impactés restent des préoccupations majeures pour les communautés locales, mais elles ne considèrent pas cela comme un obstacle à la reprise du projet.
En appui, les notables Vezo ont réaffirmé leur soutien au projet et dénoncent la désinformation qui circule autour de Base Toliara. Ils soulignent que «la construction de la jetée à Andaboy n’aura aucun impact négatif sur les activités de pêche, bien au contraire, elle pourrait même apporter un soutien aux pêcheurs».
Forts de ces arguments, à l’unanimité, les communautés de Toliara demandent la reprise immédiate du projet Base Toliara, qu’ils considèrent essentiel pour stimuler le développement économique du Sud.
Arh.
Retour en images sur les moments forts de la première collecte de sang organisée par le Groupe Andriantsitohaina à la Nouvelle imprimerie des arts graphiques (Niag).
Cet événement, symbolisant un fort engagement en matière de Responsabilité Sociétale des Entreprises (RSE), a permis de collecter des poches de sang essentielles, remises à la Banque de sang de l’HJRA.
À travers cette vidéo, revivez les moments marquants de cette journée, où chaque geste a contribué à offrir une chance de vie à ceux qui en ont le plus besoin. Parce qu’ensemble, chaque goutte compte.
Larguer l’amarre, orienter les voiles. La mer joint les régions qu’elle sépare
Hiditra amin’ny andro fahadimy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ny alahady 8 septambra ho avy izao. Fihaonana, hotanterahina etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Lalao telo no voalahatra amin’izany ka anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra). Raha ara-taratasy aloha, manantombo ny Manjakaray ary hanala vela ny Ankasina amin’ity. Efa ela nifampiandrasana ny roa tonta. Anisan’ny ekipa misongadina sy mahavita dingana goavana amin’izao fotoana izao ny Boaikely manohitra. Hiendrika famaranana kely mihitsy, araka izany, ny lalaon’ny roa tonta. Ekipa samy manana ny fahaiza-manaony rahateo ny andaniny sy ny ankilany. Mampiasa ny tolotolotra haingam-pandeha ny TFMA raha manafangaro ny “trois quart” sy ny “avant” ry zareo FTM. Ankoatra izay, ady tsy vita ihany koa ny an’ny US Ankadifotsy sy ny STM (Savony). Hanala vela ry zareo Ankady amin’ity. Ekipa diso mifankahalala tsara ka ho resy izay ratsy fanomanana sy manao fahadisoana taktika.
Tompondaka
Mamaha ny olan’ny fahatapahan-jiro ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro. Notokanana, omaly, ny fitaovana momba izany ho an’ny Antenimierampirenena.
Notanterahana, omaly, tao amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny fitaovam-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro. Ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin sy ny masoivohon’ny firenena indianina, Bandaru Wilsonbabu no nitarika izany. Nanatrika ny fotoana ny solontena avy amin’ny governemanta, ny mpikambana ao amin’ny Birao maharitry ny Antenimierampirenena ary ny avy amin’ny Solarmad. Ny governemanta indianina sy ny Antenimierampirenena no nifarimbona nanatontosa ny fitokanana izay fanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny finamanana eo amin’ny roa tonta.
Ny orinasa Solarmad no nanatanteraka ny asa fametrahana ireo panneaux miisa 66 izay manana tanjaka 36kVA, batteries 4 manana fahaleovan-tena 46 kWh. Mamatsy herinaratra ny birao rehetra ao amin’ny Antenimierampirenena ny fitaovana. Tombontsoa lehibe no azon’ ny Antenimierampirenena amin’izao fametrahana angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro izao. Nisaotra ny filoha sy ny vahoaka indianina ny filohan’ity andrimpanjakana ity. Tsy hisy intsony ny fahatapahana herinaratra ao amin’ ny Lapa ary hampihena ny fandaniana ny vola mivoaka amin’ny Antenimierampirenena izany.
Andry F.
Notanterahina, omaly, ny fivoriana ara-
teknika ho an’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy U21, taranja karaté, tanterahina any Tunisie. Tsiahivina fa mpikatroka malagasy efatra mianadahy no misolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana ity. Marihina fa anio no hanomboka ny lalao any an-
toerana.
Mankalaza ny faha-25 taonany, ny CSLA (Club Sportif de Lutte Ambohimanarina). Ho fanamarihana izany, hisy ny fifaninanana karakarain’izay ireo, izay hiarahana amin’ny Ligin’Analamanga, taranja tolona, hatao ny 5 oktobra izao, eny amin’ny EPP Anosivavaka Ambohimanarina. Sokajy Poussins sy Benjamins no hifaninanana.
Hahazo 500000ar isaky ny sokajy, ireo mpandresy amin’ilay fifaninanana “King of BJJ”, taranja Jiu-jitsu Breziliana, hatao ny 15 septambra izao, eny Soanierana. Fifaninanana karakarain’ny Klioban’ny Estrella ary natokana ho an’ny sokajy lehilahy sy vehivavy. Ity no fifaninanana nisy “cash prize” voalohany.
Mitohy hatrany ny famitana ny fandaharam-potoana 2024, ho an’ny taranja basikety. Ny Élites 8 sy ny dingana farany amin’ny N1A lahy sy vavy indray no miandry ny federasiona manaraka. Fifaninanana hatao eto Antananarivo, ny 26 septambra hatramin’ny 6 oktobra ho avy izao. Hifanindry an-dalana amin’io koa ny “Road to BAL 2025”.
Ahitana fiovana ny tohin’ny fandaharam-potoanan’ny federasiona malagasin’ny Volley ball, amin’ny faran’ity herinandro ity, araka ny fampitam-baovao. Raha tokony hiditra amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy 2è Division lahy sy vavy, ny programa manomboka ny 8 septambra izao, hiova izany, noho ny antony manokana. Araka ny fantatra, hiova ho “Open 2è Division Analamanga” izany fifaninanana izany ary hatao eto Antananarivo ihany, raha toa ka saika hatao any Alaotra Mangoro. Noho ny tsy fahatratrarana ny isa ilaina amin’ny mpandray anjara no anton’izao fiovana izao, raha ny voalaza tao anatin’ny fanambarana an-taratasy nataon’ny federasiona malagasin’ny Volley ball. Tokony nofoanana mihitsy ity fifaninanana ity, raha ny tokony ho izy, saingy, ho fanomezan-danja ny ezaka nataon’ireo klioba nisoratra anarana, dia nasiana ilay Open hatao eto Antananarivo. Tsy misy fiovana, araka izany, ny fitsipika sy ny programa rehetra saika hanatanterahina ilay “Coupe de Mada” fa saingy niova ho “Open” fotsiny. Araka izany, hanomboka ny 8 septambra izao ny fifaninanana ary haharitra hatramin’ny 15 septambra izao. Hampitaina manaraka kosa ny kianja sy ny toerana hanatanterahina ny lalao, mandritra io 8 andro io. Tsiahivina fa vao avy nanatontosa ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, tany Antsirabe, ny federasiona malagasin’ ny Volley ball.
Mi.Raz
Ayant vu le jour en 1975 en tant que département au sein de la Faculté de Droit, d’économie, de gestion et de sociologie de l’université d’Antananarivo, la mention sociologie va célébrer tout au long de l’année prochaine, ses 50 ans d’existence. En guise d’ouverture en grande pompe de cet événement, une cérémonie de remise de diplôme de la promotion « Rohy », composée de nouveaux diplômés en licence, master et doctorat, aura lieu ce 11 septembre à partir de 8h à la cathédrale EGS/DSP de l’université d’Antananarivo.
Cette cérémonie de mercredi se tiendra sous le haut patronage du ministre de l’Enseignement supérieur et de la recherche scientifique, ainsi que du président de l’université d’Antananarivo. Quant à la promotion « Rohy », elle bénéficie du parrainage du Pr François Rajaoson, professeur émérite en sociologie et actuel président de l’Akademia malagasy.
Par ailleurs, les journées portes ouvertes de la faculté EGS et des partenaires se tiendront durant deux jours, demain et samedi, au parking ex-Degs à Ankatso. En plus des divers stands et animations destinés principalement aux nouveaux bacheliers et ceux qui veulent en apprendre davantage sur les mentions existantes au sein de cette faculté, des speed recruitings auront également lieu sur place au profit de ceux qui cherchent des stages ou emplois.
LR
Le ministère de l’Education nationale (Men) vient de publier sur son site le calendrier de l’année scolaire 2024-2025. Par rapport à l’année précédente, elle est plus courte, car l’année scolaire 2023-2024 avait commencé le 21 août et a pris fin le 29 juin tandis que cette année, la rentrée est fixée au 9 septembre et les grandes vacances à partir du 21 juin. Soit 28 jours de moins que l’année scolaire précédente qui était de 331 jours.
Toutefois, comme l’an passé, l’année scolaire compte cinq bimestres. Le premier se tiendra du 9 septembre au 25 octobre si le second aura lieu du 4 novembre au 20 décembre. Pour le troisième bimestre, il aura lieu entre le 6 janvier 2025 et le 21 février 2025. Le quatrième bimestre est programmé du 3 mars au 11 avril et le cinquième du 28 avril au 20 juin 2025. La rentrée administrative est fixée au 6 septembre si les journées des écoles se déroulent les 19, 20 et 21 février 2025.
Ces bimestres seront alternés par des pauses allant du 26 octobre au 3 novembre pour la Toussaint. Suivront les deux semaines de vacances de Noël, allant du 21 décembre 2024 au 5 janvier 2025, si la pause du troisième bimestre est fixée du 22 février au 2 mars 2025. Les vacances de Pâques interviendront du 12 au 27 avril et les grandes vacances à partir du 21 juin 2025.
Pour les dates des examens officiels de l’année scolaire 2024-2025, le CEPE aura lieu le 17 juin 2025 et les inscriptions seront ouvertes du 6 janvier jusqu’au 28 février 2025. Quant aux épreuves du BEPC, elles se dérouleront du 30 juin au 3 juillet 2025 et les inscriptions y afférentes seront ouvertes du 13 janvier jusqu’au 7 mars 2025.
Recueillis par Sera
La bonne personne à la bonne place. La restructuration de la gestion des ressources humaines de l’Etat prévoit un redéploiement des agents de l’Etat en fonction de leurs diplômes, leurs expériences et les besoins de chaque département ministériel et chaque institution. Le ministère du Travail, de l’emploi et de la fonction publique (MTEFOP) procède à cette initiative depuis quelques mois, après la disposition relative à la promotion d’une gestion transparente équitable des agents de l’Etat, prise en Conseil des ministres le 31 janvier.
En vue de faire de la fonction publique un vrai levier de développement, les fonctionnaires doivent se soumettre aux changements qui vont être mis en place. A ce propos, Heridja Patrick Ramaroson a averti que « tout refus d’affectation est passible de sanction. Dans un tel cas, l’agent concerné passera en Conseil de discipline (Codis) qui décidera de son sort dans la Fonction publique ».
« Ce département ministériel a déjà franchi des étapes importantes dans le cadre de cette réforme. On a procédé au recensement de 2 millions de fonctionnaires répartis dans les différents ministères et institutions à travers le pays, à la vérification de leurs diplômes et de leurs expériences respectifs. Le redéploiement s’effectuera dans ce sens en fonction des diplômes et des compétences des concernés et suivant l’organigramme et les postes disponibles au niveau des ministères et institutions », a souligné Heridja Patrick Ramaroson, directeur général de la Fonction publique auprès du MTEFOP, lors de la session ordinaire du Conseil supérieur de la fonction publique (CSFOP).
A l’issue de ce recensement, on a observé que bon nombre de fonctionnaires n’occupent pas les postes qui conviennent à leurs diplômes et leurs compétences. « On constate un important écart entre les exigences professionnelles et les ressources disponibles au sein d’un ministère. Les transferts d’agents à la Fonction publique par certains départements confirment cette situation», a indiqué le directeur général de la Fonction publique.
Rakoto