Tsy nahita fahombiazana tany an-tanin’olona ny solontenan’i Madagasikara, Disciples FC. Lavon’ny Orlando Pirates Afrika Atsimo, tamin’ny isa 4 no ho 0 izy ireo, omaly, nandritra ny lalao miverina.
Ratsy ny vokatra azon’ny Disciples FC Madagasikara, omaly, tany Afrika Atsimo. Tsy tafakatra amin’ny dingana manaraka, fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Ligue des Champions Caf”, noho izany, izy ireo, rehefa nomontsanin’ny Orlando Pirates, ekipa mpampiantrano, tamin’ny isa 4 no ho 0, tao amin’ny kianjan’ny Orlando Stadium.
Raha hiverenana ny fifanandrinan’ny roa tonta, hita ho tena nanantombo tamin’ny fifanafihana ry zareo avy ao Afrika Atsimo. Sivy minitra nanombohan’ny fizaram-potoana voalohany, nanakobana ny harato i Mabasa, lohalaharana Orlando Pirates. Taorian’io, nampian’i Mofokeng ny isa ho an’i Afrika Atsimo, minitra faha-25. Tsy afapo tamin’io nefa ny Orlando fa mbola nahatafiditra baolina indray i Maswanganyi, ny faha-30 min. 3 no ho 0, ny isa nentin’ny roa tonta niala sasatra.
Nandritra ny fidirana faharoa, nahatafiditra baolina ny Orlando Pirates, teo amin’ny fiafaran’ny lalao ka lasa 4 no ho 0 izany.
Tsiahivina fa nisaraka ady sahala, samy tsy nisy nitoko, 0 no ho 0, ny roa tonta, nandritra ny lalao mandroso izay natao tany Maorisy, ny alahady lasa teo.
Izay mandresy amin’ny African Stars Namibie sy ny Jwaneng Galaxy Botswana no hihaona amin’ny Orlando Pirates, eo amin’ny dingana faharoa.
Ankoatra izay, hotanterahina rahampitso, any Angola, ny lalao miverina izay hifanandrinan’ny Elgeco Plus de Madagascar sy ny CD Lunda Sul. Fihaonana izay tafiditra amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf.
Fitia Randria
Des anonymes, des fidèles, des familles s’y rendent
Ao anatin’ny fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo tomponandraikitra eny anivon’ny kaominina ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, amin’ny alalan’ny Institut national de la décentralisation et du développement eocal (INDDL). Hiara-miasa amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, amin’ny alalan’ny fitalevana mahakasika ny Tetibola sy ny fitantanana fananam-panjakana, amin’izao fotoana izao, izany. Misy ny fanofanana momba ny fitantanana fitaovana amin’ireo kaominina miisa 100 izay hiasan’ny fandaharanasa « Rindra ».
Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpikirakira fitaovana sy fanatsarana ny fitantanana ny harena ara-pitaovana eo anivon’ny kaominina voakasika, mba hisian’ny fangaraharana sy ny fahombiazan’ny fampiasana ny fitaovana sy fananan’ny vondrom-paritra itsinjaram-pahefana, no tanjona. Mpandray anjara miisa 300 no mahazo tombontsoa amin’izao fiofanana izao. Ny 19 aogositra ka hatramin’ny 11 septambra 2024 no hanatanterahina izany amin’ireo faritra dimy eto Madagasikara: Analanjirofo, Atsinanana, Menabe, Sava ary Analamanga.
Lin
Ireo asa misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka no hatao laharam-pahamehana, araka ny nambaran’ny filoha. Hatao mifanaraka amin’izay ihany koa ny fomba fiasa eo anivon’ny minisitera tsirairay mba hahafantarana marina tokoa izany asa ilain’ny vahoaka izany.
Nandritra ny fanolorana ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nambaran’ ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny adidy sy andraikitra miandry ireo minisitra mandrafitra ny governemanta. «Tsy ekena intsony ny tsy fahavitana ny andraikitra, ny kolikoly…”, hoy ny filoha Rajoelina Andry. Notsindriany ihany koa fa anisan’ny nisafidianana azy ireo ny fahavononan’ireto voafidy ho minisitra ireto, ankoatra ny fahaiza-manaony sy ny traikefany.
Laharam-pahamehana ny fanesorana an’i Madagasikara ao anatin’ny fahantrana. Eo ihany koa ny fampivoarana ny fari-piainan’ny Malagasy. “Eny an-kianja no tokony ho tena androantokon’ny fotoam-piasanareo. Eny ifotony, mijery sy miaina ny fijalian’ny vahoaka sy mijery ny filan’izy ireo”, hoy hatrany izy tanatin’ny kabariny.
Nasian’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, resaka ihany koa ny mahakasika ny fahombiazana miezinezina ara-diplomatika azon’i Madagasikara, tato anatin’ny fotoana fohy. Araka ny nambarany, ho tohizana sy ho hatsaraina hatrany ny vita teo aloha ary miroso hatrany isika hanatratra ny vina sy ny fanamby napetraka. Anisan’ny hiseharana bebe kokoa ny tontolon’ny fambolena, mba hanatrarana ny tanjona amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hampiharina ao anatin’izany ireo paikady vaovao. Eo ihany koa ny fampiofanana ny tantsaha sy ny fampiasana ny fitaovana matihanina.
Lin
Hiditra amin’ny ampahefa-dalana, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety, tanterahina eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Anisany hifanandrina amin’izany
ny Fitefa sy ny MBB, ny MMBC sy ny BCD, ny La Rénaissance sy ny As Éclipse ary ny Tandem sy ny PMBC.
Hatao ny 29 sy 30 aogositra ho avy izao, ny fifaninanana “Tournoi de Capricorne”, taranja judo. Fifaninanana hotanterahina any Toliara, handraisan’ny klioba manerana ny Nosy anjara. Ny sokajy Poussins hatramin’ny Séniors no hifaninana mandritra io roa
andro io.
Hotontosaina any Foulpointe, ny 1 septambra izao, ny “Dona Be”. Fifaninanana ahitana taranja haiady maromaro, toy ny Pancrace, ny Muay Thaï, K1, ny Kick Boxing sy ny haiady maro hafa. Hisy ihany koa ny fampisehoana ankoatra ny “Combat de défi”.
Hatao rahampitso ny fivoriana ara-teknika ho an’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, Séniors, tanterahina any Antsirabe. Ny alahady 25 aogositra kosa no hanombohan’ ny fifaninanana. Tsy nisy fiovana ny isan’ny mpandray anjara, hatreto.
Hotanterahina anio, etsy amin’ny foibe CFFamma Nanisana, manomboka amin’ny 9 ora maraina, ny lalao andrana, « Kyorougui », ho an’ireo mpikatroka taekwondo 46 mianadahy, (23 lehilahy sy 23 vehivavy), sokajy Junior. Atleta nipoitra tamin’ny herinandro voalohan’ny fifantenana ny ekipam-pirenena no manao ity fihaonana ity.
Amin’ity herinandro faharoa ity, nilaza ny Tale teknika nasionalin’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo (FMTKD), i Dimbiheriniaina Pharlin, fa ireo mpilalao tsara isaky ny sokajy misy azy no afaka miatrika ny fampivondronana, izay hatao ny 5 hatramin’ny 25 septambra ho avy io.
Ho an’ny lehilahy, ny sokajy -45 kg, -48 kg, -51 kg, -55kg, -59 kg, -63 kg, -68kg, -73kg, -78 kg, +78kg, no hanaovana fifanintsanana. Ny -42kg, -44 kg, -46 kg, -49 kg, -52 kg, -55 kg, -59 kg, -63 kg, -68 kg ary ny +68 kg, kosa ny vehivavy. Tsiahivina fa zava-dehibe tokoa ity hetsika ity, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, ho an’ny sokajy Junior, lahy sy vavy, any Korea i Madagasikara, manomboka ny 1 hatramin’ny 6 oktobra ho avy izao.
Tsara ny mampahatsiahy fa miisa efatra ireo ligy nahatonga solontena tamin’ity hetsika ity. Anisan’izany ny ligin’Analamanga, Atsinanana, Matsiatra Ambony ary Vakinankaratra.
Fitia Randria
Anisan’ny nahazo minisitra vaovao ny eo anivon’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, taorian’ny fanendrena izay handrafitra ny governemanta vaovao, omaly, teny Iavoloha. Voatendry hisahana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Abdoulah Marson Moustapha. Tsy dia vaovao eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena izy ary fantatra fa mitana andraikitra eo anivon’ny Kaonfederasion afrikaninin’ny baolina kitra. Anisan’ny andraikitra nosahaniny ny naha Talen’ ny kabinetra teo anivon’ny Caf. Efa nitana ny andraikitra maha mpanolotsaina teo anivon’ny FMF sy Caf ihany koa izy fony mbola naha filohan’ny Caf an’i Ahmad. Izany hoe, niara-niasa akaiky tamin’ity filohan’ny Caf teo aloha ity izy. Tsiahivina fa niala teo amin’ny toeran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny minisitra Resampa André Haja, rehefa nirotsaka hofidina Solombavambahoaka. Nandray ny fitantanana ny minisitra Ramonjavelo Valéry ary izao nahazo minisitra vaovao izao indray. Antenaina fa hampandroso ny tanora sy ny fanatanjahantena ity minisitra vaovao ity, indrindra amin’ny lafiny fanohanana ireo atleta malagasy amin’ny fiarovana ny voninahi-pirenena.
Mi.Raz
Aller droit au cœur du problème. C’est le mot d’ordre lancé par le président Andry Rajoelina aux ministres qui composent le nouveau gouvernement du Premier ministre Christian Ntsay. Le chef de l’Etat leur a donné comme consigne de multiplier les descentes sur terrain, afin de mieux connaître la réalité dans laquelle la population vit. L’objectif est d’élaborer des stratégies pour venir à bout des problèmes rencontrés par les Malgaches.
« Nous devons descendre sur le terrain dès qu’il y a un problème au lieu de rester dans nos bureaux. La population attend beaucoup de vous », a déclaré Andry Rajoelina.
En guise d’exemple, le chef de l’Etat a évoqué le problème lié à l’addiction d’eau potable dans certaines localités du pays. C’est le cas notamment dans le district de Besalampy qui ne dispose même pas d’infrastructure permettant de fournir
de l’eau potable aux habitants. Un des dossiers urgents qui attendent les ministres nouvellement nommés et nécessitant des descentes sur terrain, à l’exemple également des coupures de courant.
Corruption
Par ailleurs, le locataire d’Iavoloha a également insisté sur la bonne gouvernance. Il a prévenu les ministres qui pourraient être tentés de trahir la confiance de la population et mettre en avant leur intérêt personnel. D’après Andry Rajoelina, il ne tolèrera pas la corruption sous toutes ses formes. D’ailleurs, comme leurs prédécesseurs, les ministres nouvellement nommés ont prêté serment et signé une lettre d’engagement, lors du premier Conseil des ministres, hier.
Outre le défi à court terme, le Président de la République a fixé un défi à long terme pour les nouveaux membres du gouvernement. Celui de réduire le taux de pauvreté et d’améliorer le niveau de vie de la population.
«Nous n’avons pas seulement cherché des personnes à nommer au poste de ministre, mais aussi et surtout des personnes capables de changer l’histoire du pays. L’atteinte de cet objectif nécessite des efforts permanents de la part de chacun de vous», a souligné Andry Rajoelina.
Tsilaviny Randriamanga
Le casting du nouveau gouvernement Christian Ntsay composé de 29 ministres, est enfin dévoilé. Etant donné que le camp présidentiel a obtenu la majorité absolue au sein de l’Assemblée nationale, le chef de l’Etat, Andry Rajoelina et le Premier ministre ont eu toute la latitude pour composer les désormais membres de l’Exécutif. Sans pression politique aucune et jamais un casse-tête difficile, plusieurs options s’offrent à eux, à part le fait de former un gouvernement d’union nationale ou de cohabitation que les opposants ont espéré avoir voix au chapitre bien avant les législatives. Aucune personnalité issue de l’opposition n’y figure, et ce n’est pas une surprise.
En un mot, ce nouveau gouvernement reflète non seulement la stabilité du régime, mais également une nouvelle volonté politique, pour atteindre les objectifs de développement mené tambour battant, sans cesse martelé par Andry Rajoelina.
C’est aussi un gouvernement marqué par la continuité des efforts déjà accomplis en maintenant à leur poste la plupart des ministres-clés, de Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison, ministre de l’Economie et des finances en passant par la ministre des Affaires étrangères, Rasata Rafaravavitafika, ou Naina Andriantsitohaina, ministre de l’Aménagement du territoire et de la décentralisation… C’est dire que ces derniers, après avoir présenté le bilan de leur travail de l’année écoulé et les objectifs pour les prochains mois, ont de nouveau obtenu la confiance du président de Andry Rajoelina. Tel que ce dernier l’a déjà annoncé, les anciens ministres ayant prouvé leurs performances, ont été reconduits à leur poste.
Autrement dit, on ne change pas les ministres performants capables de suivre le rythme de développement insufflé par le chef d’Etat. Mais des nouvelles têtes sélectionnées parmi tant d’autres, font aussi leur entrée pour apporter du sang neuf dans les rangs du gouvernement. A ce sujet, des défis énormes et multiples attendent ce nouveau gouvernement qui aura du pain sur la planche.
Rakoto
Après des semaines d’attente, le deuxième gouvernement du Premier ministre Christian Ntsay pour ce second mandat de Andry Rajoelina, est dévoilé hier à Iavoloha. Et c’est une composition inédite car parmi les 27 ministres nommés, 12 sont des femmes, dont deux occupent des ministères régaliens.
En tout, 27 ministres et deux secrétaire d’Etat composent ce nouveau gouvernement. 13 ministres ont été reconduits à leur poste, après avoir passé l’évaluation des performances tandis que 14 sont de nouvelles têtes. Et contrairement aux précédents membres du gouvernement, les femmes font partie de ce nouveau casting inédit car 12 ministères ont des femmes à leur tête.
« C’est la preuve de l’importance que nous accordons à la parité hommes-femmes à Madagascar. Nous sommes déterminés à renforcer l’accès des femmes malgache aux postes de responsabilité», a déclaré Andry Rajoelina au Palais d’Etat d’Iavoloha, hier.
Les femmes à l’honneur
Parmi elles, trois députés, dont l’élue dans le district de Fianarantsoa I, Marie Michelle Sahondrarimalala, qui a été reconduite au poste du ministre de l’Education nationale. Autre femme parlementaire à avoir également fait son entrée au sein du gouvernement, la députée élue dans le district de Vohibato, Aurelie Razafinjato, nommée ministre de la Population et de la Solidarité.
Dans la foulée, la députée élue dans le district de Nosy Varika, Mara Donna Volamiranty, prend la tête du ministre de la Communication et de la Culture. Autres femmes dans le nouveau gouvernement, l’opératrice économique, Tahian’ny Avo Razafimahefa devenue secrétaire d’Etat en Charge de la Souveraineté alimentaire. Dorénavant, le ministère du Tourisme est tenu par Viviana Dewa qui remplace Joël Randriamandranto. Une femme, Marcelline Rasoloarisoa, occupe aussi le poste de ministre de l’Enseignement technique et de la Formation professionnelle, à la place de Lalatiana Rakotondrazafy.
De son côté, l’ancienne Directrice de Cabinet de la Présidence de la République, Valérie Delmotte, a été nommée ministre du Développement numérique, de la Transformation digitale, des postes et des Télécommunications. Elle succède à Tahina Razafindramalo.
Par ailleurs, pour la première fois, une femme a été placée à la tête d’un des ministères régaliens, celui de l’Intérieur, en la personne de Nirintsoa Rahajavololona. Cet administrateur civil succède à Justin Tokely, devenu Président de l’Assemblée nationale. Dans ce même registre, la ministre des Affaires étrangères, Rasata Rafaravavitafika, est également maintenue à son poste.
Nouvelles têtes
Autres nouvelles têtes au sein du gouvernement également, le ministre de de la Justice et garde des Sceaux, Benjamin Rakotomandimby, un ancien membre de la Haute cour constitutionnelle (HCC). Il succède ainsi Landy Randriamanantenasoa qui a auparavant occupée cette fonction. De son côté, David Ralambofiringa, remplace Edgard Razafindravahy devenu le secrétaire général de la Commission de l’Océan Indien, au ministère de l’Industrialisation, du Commerce et de la Consommation.
A la tête du ministère de l’Agriculture et de l’Elevage, Sergio François Hajarison succède à Suzelin Ratohiarijaona tandis que Loulla Chaminah à Andriamanantena Razafiharison au ministère de l’Enseignement supérieur et de la Recherche Scientifique. A noter que son prédécesseur figure aussi parmi les ministres élus députés lors des dernières élections législatives.
Autre ministre remercié également, Ravokatra Fidiniavo qui jusqu’à récemment était ministre de l’Eau et de l’Assainissement. Cette fonction est désormais assurée par Lalaina Andrianamelasoa. Quant à l’ancien ministre de la Jeunesse et Sports, Haja Resampa, devenu député élu à Morondava, Abdoulaha Marson Moustapha, prend le relais. Et, le gouverneur de lrmar region Antsinanana, Théodore Rafidision quant à lui a été nommé ministre des Travaux publics.
Tsilaviny Randriamanga
A près de 10 kms de l’entrée de la ville, à découvrir et à comprendre comme à respecter
Nanao tatitra mahakasika ny fifaninanana nasionaly natokana ho an’ny mpiasam-panjakana (Asief) 2024, omaly, ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé na i Jhone Love. Nambarany fa vita soamantsara ity andiany 2024 ity na nisy aza ny olana. Satria nandray fanapahan-kevitra avy hatrany sy nitady vahaolana ny tompondraikitra teo anivon’ny Asief. Nitombo ihany koa ny mpandray anjara. Raha mpiasam-panjakana 10000 ny nandrasana, nitombo ho 13000 no tonga tany an-toerana. Taranjam-panatanjahantena miisa 17 kosa no nifaninanana. Mahakasika ny tsy fanarahan-dalana kosa, minisitera miisa 4, Andrimpanjakana 2 ary nisy “organisme rattaché” no tratra nampilalao olona tsy ara-dalàna, ka nandraisana fepetra avy hatrany. Efa nanambara sahady i Jhone Love fa any Mahajanga no hanaovana ny lalao Nasionaly amin’ny 2025. Taorian’ny fangatahana maro voarain’ny mpitantana ny Asief no nandraisana izany fanapahan-kevitra izany. Mahakasika izay ihany, efa nampanantena ity filohan’ny Asief ity fa hitombo hatrany ny taranjam-panatanjahantena hifaninanana amin’ny taona ho avy io. Mety hisy “entité” tsy hampandraisina anjara intsony kosa, hoy izy, satria mikiribiby loatra mandika ny lalàna napetraka.
Mi.Raz
Hiditra amin’ny dingana ampahavalon-dalana, anio alakamisy 22 aogositra, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety. Hatao ny alahady 25 aogositra izao kosa ny dingana famaranana hahafantarana izay ho tompondaka.
Nifarana tanteraka ny taom-pilalaovana 2024 ho an’ny ligin’Analamangan’ny Volley ball. Vita avokoa ny fifaninanana rehetra ary miatrika ny fifaninanana nasionaly izay mbola tsy vita amin’izao fotoana izao, ho an’ireo klioba eo anivon’ny ligin’Analamanga.
Mbola nanohy ny lalao, omaly alina, ny ekipa malagasy, niatrika ny fifaninanana PUBG ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika E-Sport, na dia laharana fahefatra aza. Hifaninana any Arabie Saoudite ny solontena malagasy, raha toa ka mihatsara io filaharana io.
Manomboka mitety faritra mampahafantatra ny tantaran’ny Kung fu, ny federasiona malagasin’ny Kung Fu. Taorian’Analamanga, izay nisitraka izany ny 11 aogositra lasa teo, nahazo ny anjarany koa Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo, ary mbola ho any amin’ny faritra hafa ihany koa.
Notanterahina omaly, tany Angola, ny lalao mandroson’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf, dingana savaranando, taranja baolina kitra, ho an’ny Elgeco plus de Madagascar sy ny CD Lunda Sul Angola. Ady sahala 1 no ho 1 no nisarahan’ny roa tonta tamin’izany. Nanindry tanteraka ny Malagasy tamin’ity fifanandrinana ity. Ny Elgeco Plus no nitarika 1 no ho 0, teo amin’ny fidirana voalohany. Baolina izay tafiditr’i Safidy, lohalaharana teo amin’ny minitra faha-15. Teo amin’ny fizaram-potoana faharoa, nanasahala ny isa teny amin’ny solaitrabe ny mpilalaon’ny CD Lunda Sul. Niezaka nanova paikady ny andaniny sy ny ankilany saingy tsy nampiova ny vokatra izany ka 1 no ho 1 ny fiafaran’ny lalao. Tsy mbola vita ny fifanintsanana ho an’ny klioba roa tonta, misy ny fihaonana miverina izay hatao any an-toerana ihany, ny alahady ho avy izao. Tsara marihina fa misy mpijery amin’izay io lalao io, noho ireo Lunda Sul izay handray ny lalao miverina. Ampahatsiahivina ihany fa tsy nisy mpijery ity fifanandrinana mandroso ity satria ny Elgeco Plus no nandray izany. Marihina fa atao tany Angola avokoa ny fihaonana rehetra amin’ity dingana voalohany ity noho ny tsy fisian’ny kianja ankatoavin’ny Caf eto Madagasikara.
Fitia Randria
Kihon-dalana goavana amin’ny Barea de Madagascar ny lalao roa voalohany amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, taranja baolina kitra. Tanjona ny hakana isa 6 manoloana an’i Tunisie sy i Comores, hoy ny Me Rôrô.
Ny talata lasa teo, vao tafaverina an-tanindrazana ny Me Rakotondrabe Romuald (Rôrô). Omaly, nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny biraon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Isoraka izy. Nambarany fa raha te hanao Can 2025, mila maka isa 6 amin’ireo lalao roa voalohany, hikatrohana amin’i Tunisie ny 5 sy amin’i Comores ny 9 septambra ho avy izao. “Tsy vitan’ny vava anefa izany fa eny ambony kianja mahita azy”, hoy izy.
Tsy mitovy intsony anefa ny zava-misy tamin’ny 5 taona lasa raha ny fijeriny ny lalao hikatrohana amin’i Tunisie, satria tsy i Tunisie sy ny Barea tamin’izany intsony no hiaona amin’izao. Ny amin’ny tsy filalaovana eo Mahamasina, efa niomanan’izy ireo ara-tsaina. Raisiny ho tombony ny fifandonana amin’i Comores, ao Tunisie noho ny tsy fisian’ny fifindrana toerana izay miteraka fikorontanana, eo amin’ny mpilalao. Nitondrany fanazavana ny amin’i Ajorque, izay nanapa-kevitra ny tsy hanao Barea satria tsy mihevitra ny tenany ho Malagasy ary mamela ny toerany ho an’ireo mpilalao zandry. Ny amin’ny toeran’i Couturier, heveriny hisolo azy, i Johan N’Zi mpilalaon’ny Lokomotiv Plovdiv. Ny amin’ny fanaovana lalao tsapa, notsoriny fa tsy hisy intsony ny fotoana amin’izany noho ny fisian’ireo mpilalao sasany mbola hiatrika fihaonana ao amin’ny kliobany ny 1 septambra. Noho izany, hanomboka ny 2 septambra ho avy izao vao hisy fampivondronana miaraka ho an’ireo mpilalao 26.
Farany, nilaza izy fa tsy manana olana ho an’ny mpilalao ary misokatra ho an’ny rehetra ny varavaran’ny ekipam-pirenena fa miankina amin’ny fahaizany sy ny zava-bitany ny hiantsoana azy ireo.
Tompondaka
Hanaraka fiofanana momba ny asan’ny polisy misahana ny fiarovana ny sisin-tany (Paf) ireo polisy miisa 49, nanomboka omaly. Tafiditra indrindra amin’ny fanatanterahana ny fanamby napetraky ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry amin’ny fanatsarana ny tolotra sy amin’ny famaliana ny hetahetan’ireo olom-pirenena eny anivon’ny seranam-piaramanidina Ivato izany. Hifantoka amin’ny fampahafantarana ny asan’ny Paf toy ny fandraisana ireo mpandeha, ireo dingana amin’ny fisavana sy fanamarinana ireo taratasin’ny mpandeha, ny fiarovana amin’ny famarinan’olona sy ny fanondranana antsokosoko ireo harem-pirenena, ny fisorohana ireo tranga mety hitera-doza ho an’ny sidina sy ny seranam-piaramanidina ny fiofanan’ireto polisy ireto. Handray ny asany avy hatrany ary hiditra amin’ny fampiharana ireo polisy vao notendrena hiasa eny amin’ny Paf rehefa vita ny fiofanana. Nandalo sivana sy fifantenana ireo polisy miasa amin’ny sampan-draharaha manerana ny Nosy izy 49 mianadahy ireto. nanokatra ny fiofanana ny talen’ny fikarohana sy fampiofanana mitohy eo anivon’ny polisim-pirenena, ny Commissaire Divisionnaire de police Rasoamananjara Pierrette Marie Françoise.
Jean Claude
La judokate malgache Laura Rasoanaivo-Razafy se positionne au troisième rang mondial. Sa performance exceptionnelle lors du dernier championnat d’Afrique chez les moins de 70 kg a été la clé de cette impressionnante progression.
Laura Rasoanaivo-Razafy a su défendre avec brio son titre de championne continentale, ce qui lui a valu un bond de sept places dans le classement mondial, la plaçant juste derrière la Japonaise Mayu Honda et la leader brésilienne Kailany Cardoso. Avec 462 points, elle n’est qu’à huit points de la deuxième place.
Laura Rasoanaivo-Razafy s’est distinguée sur la scène internationale en occupant deux fois la place de n°1 mondial. En avril 2023, elle a marqué l’histoire en devenant la première judokate malgache à occuper la première place mondiale après avoir dominé trois coupes continentales. Bien qu’elle ait perdu des points et la première place trois mois plus tard, elle a su reconquérir le sommet du ranking mondial en octobre 2023, en remportant son deuxième titre africain.
Cette année, Laura Rasoanaivo-Razafy s’est focalisée sur la catégorie senior en vue des Jeux olympiques. L’absence de compétitions chez les juniors a entraîné une perte de points et une chute temporaire à la dixième position. Cependant, le Championnat d’Afrique a été une nouvelle fois le tremplin pour son retour parmi l’élite mondiale.
Naisa
Avec l’avantage de jouer le match aller à domicile contre l’équipe angolaise de Clube Desportivo Da Lunda Sul, L’Elgeco Plus s’en est bien sorti. L’équipe malgache a obtenu un match nul sur le terrain de son adversaire, choisi pour abriter sa rencontre « à domicile » du premier tour préliminaire de la Coupe de la Confédération africaine de football (Caf).
La bande à Nina peut néanmoins nourrir quelques regrets. Elgeco Plus avait pris l’avantage dès la 15e minute grâce à une réalisation de Safidy. Malgré les tentatives de l’équipe adverse pour revenir au score, les Malgaches ont réussi à conserver leur avance jusqu’à la fin de la première période. Au retour des vestiaires, les deux formations ont poursuivi leur duel avec intensité. La défense d’Elgeco Plus a finalement cédé, permettant à Lupson de marquer le but égalisateur pour les Angolais à la 75e minute.
Etant donné que le match s’est joué sur un terrain neutre, le public n’a pas été autorisé à y assister. Sans leur 12e joueur, les Angolais ont failli subir une défaite face à des Malgaches bien déterminés à asseoir leur domination « à domicile ».
Interrogé sur le match nul obtenu par ses protégés, le coach Andry Hildecoeur Henintsoanarivo n’a pas caché sa satisfaction malgré tout. « Nous n’avons pas pu conserver notre avantage. Pour autant, nous avons pu mettre en place notre jeu tactiquement. Mais le petit relâchement à la 70e minute nous a coûté le but égalisateur », a-t-il expliqué.
La consigne du technicien malgache n’a pas été respectée par l’arrière-garde, selon ses dires. « La défense n’a pas suivi les instructions que j’avais données pour verrouiller la défense. L’attaquant adverse a trouvé la faille pour marquer », a-t-il ajouté.
Place au match retour dans le même stade dimanche. La mission s’annonce plus délicate. Coach Andry Hildecoeur Henintsoanarivo a en effet souligné que «jouer les matchs aller et retour chez les adversaires n’est pas aisé. » D’autant plus que le match retour sera ouvert au public, contrairement au match aller à huis clos. « Nous tirons les leçons de ce match nul », a assuré le coach d’Elgeco Plus.
Naisa
Les championnats nationaux de basketball vétérans entament ce jour les huitièmes de finale, sur les terrains du Stade Barea Mahamasina. Sans grande surprise, la dernière journée des matchs de poule disputée hier a vu les grandes équipes confirmer leur hégémonie.
C’est notamment le cas pour la formation de Tafaray qui a remporté son duel face à un autre gros poisson de la discipline, l’USA Diana sur le score de 65 – 48. Avec cette cinquième victoire consécutive en autant de rencontres, l’équipe d’Analamanga sort première de la poule D masculine, laissant ainsi son adversaire du jour à la deuxième place. Ce jour, Tafaray enchaînera contre sa coéquipière LDBC, deuxième de la poule C dans un duel à suivre de près.
Les basketteurs de DC Blindé d’Analamanga ont également terminé en beauté leurs matchs de poule (C) en décrochant une quatrième victoire de suite face à l’ABBCM Alaotra Mangoro (40-30). Le bras de fer qui les opposera à l’équipe de l’USSM Atsinanana, 3e de la Poule D, promet aussi de belles empoignades.
Chez les dames, solide leader de la poule C, la Renaissance d’Atsinanana a épinglé sa cinquième victoire consécutive face au BCB Atsimo Andrefana (35-23). Les Tamataviennes se mesureront contre DBCA d’Analamanga pour leur prochain match.
Tandem Vakinankaratra maintient aussi son invincibilité dans la poule C du championnat, en s’imposant devant Dambasket d’Amoron’i Mania (41-30). Ce jour, l’équipe enchaînera contre la formation de CCI, 2e de la poule F dans une rencontre annoncée serrée.
Soafara Pharlin
Le circuit mondial de l’ITF (International Tennis Federation) pour les moins de 14 ans étape 1, a connu son dénouement hier sur les courts du Club du Car Ivato. Une compétition à laquelle Ny Avo Razafindrazaka associé au Nigérian Amasiani Chukwudubem, champion en simple garçons, s’est illustré en allant sur la plus haute marche du podium en double garçons. En finale, les deux ont disposé sans difficulté du Kenyan Chandarana Aum Anan et son partenaire Bulsana Champions en deux sets (6-1, 6-4). Une performance qui permet à Ny Avo Razafindrazaka de marquer des points.
Toujours dans la compétition en double mais chez les filles, la paire malgache Soa Ainatia Andriamaniraka et Mateï Randrianasolo a échoué en finale de la compétition. Elles ont subi la loi de la Mauricienne Lara Faraj associée à George Emmly Lebogang par deux sets à rien (6-0, 6-4). Nos porte-fanions ont pourtant opposé de la résistance durant le deuxième set avant de s’écrouler petit à petit.
La même Soa Ainatia Andriamaniraka est également parvenue à se hisser en finale simple ou elle s’est heurtée contre la redoutable Mauricienne Faraj Lara (5-7, 3-6).
Par ailleurs, nos porte-fanions comptent se rattraper lors de la deuxième étape du championnat qui débute ce jour au même endroit.
Soafara Pharlin